Добавить
Уведомления

VAOVAO MINUTE FLASH 20 OKTOBRA 2021

FITAKIANA : Tsy maintsy hisy ny fitokonana mandritra ny 48 ora manomboka rahampitso hoy ny Sendikan’ny mpiasan’ny fadin-tseranana FITOKONANA – Nanome toky ny handefa ny karaman’ny mpiasa mpandraharaha sy tekinika ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa KITRA – Nisafidy ny klioba CFFAndoharanofotsy ny hiala an-daharana amin’ny lalao miverina any Angola mba hahafahana manorina foto-drafitrasa vaovao.

Иконка канала Будущее техники
9 подписчиков
12+
16 просмотров
2 года назад

, чтобы оставлять комментарии